^Back To Top

 

 

Fjkm Montrouge Paris Fiorenana

"Car Tu es mon espérance, Seigneur Eternel! En Toi je me confie dès ma jeunesse." (Ps 71:5)

Inona moa no atao hoe STKM ?

 
STK MONTROUGE: Sampana iray natao ho an'ny tanora ao amin'ny Fiangonana FJKM MONTROUGE PARIS.
 
 

Inona no tanjona kendren'ny STKM ?

- Fianarana mizara hevitra sy mankatò ny hevitry ny hafa.
- Fianarana maka Andraikitra.
- Fahatsampana ny Lanjan'ny asa raha tiana ny hisy vokatra.
- Fifampitaizan'ny samy tanora araka ny fiainana kristiana ( fianaran-kira, famoronan-kira, fianarana dihy malagasy, fianarana informatique, famoronana site web, … )
- Fanampiana ny Fiangonana amin'ny fitoriana ny Filazantsara amin'ny alalan'ny fampisehoana samihafa.
- Fisintonana sy fanentanana ireo tanora izay mbola tsy mpikambana hiditra ao amin'ny sampana.
 

Iza avy no mpikambana ao aminy ?

Afaka miditra ho anisan'ny mpikambana STKM daholo izay tanora mahatsiaro tena ho vonona rehetra.

Rejoignez le groupe des membres sur 
 

Iza kosa no mpikambana ao amin'ny birao ?

Ny tanora ihany no misahana ny fitondrana sy ny fitantanana ny biraon'ny STKM, ary izany dia manaraka ny fiaraha-mitondra na "Système Collégial".
©FJKM Montrouge Paris Fiorenana SP37 1985 - 2025.