^Back To Top

Culte du dimanche 15 août 2021



Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


Verset du jour | Galates 6:7-8 | "Ne vous y trompez pas: on ne se moque pas de Dieu. Ce qu'un homme aura semé, il le moissonnera aussi. Celui qui sème pour sa chair moissonnera de la chair la corruption; mais celui qui sème pour l'Esprit moissonnera de l'Esprit la vie éternelle." | Galates 6:7-8 | Verset du jour

P R O C H A I N S      C U L T E S 


Que la grâce et la paix de la part de Jésus Christ notre Seigneur et Sauveur soient avec vous.

Nous vous présentons nos voeux les meilleurs à l'occasion de la nouvelle année 2022.

"Bien-aimé, je souhaite que tu prospères à tous égards et sois en bonne santé, comme prospère l’état de ton âme."

III Jean 1:2.

Les cultes de Dimanche auront lieu à l'EPU de Montrouge - 64, Rue Maurice Arnoux 91120 MONTROUGE  14h30 .

SOLI DEO GLORIA

Le bureau de la FKJM Montrouge

gps

 

 

PERIKOPA

Janoary 2022: MAHARITRA TSY MIOVA NY TOMPO

| | 02. Ala EPIFANIA
Isa 41.1-7/ Mat 14.24-36/ 1 Jao1.5-10

| | 09. Ala I man Epifania
Deo 7.6-11/ Mar 12.28-34/ Jak 1.16-21

| | 16. Ala I man Epifania
Isa 46.3-7/ Jao 8.52- 59/ Rom11.25-32

| | 23. Ala III man Epifania - FFKM
Mal 3.1-6/ Jao 6.22-27/ Heb 7.20-28

| | 30. Ala IV man Epifania - Marary Hoditra
Lev 14.1-9/ Lio 5.12-16/ 1Jao 3.1-6

PREDICATION / TORITENY

Pasteur RAFALINIRINA Lalao Angèle (Fjkm Montrouge Paris) 
prédication du dimanche 12 décembre 2021
PREDICATION / TORITENY

Pasteur Ny Ilo Jihy RAMINOARINOSY 
prédication du dimanche 21 novembre 2021 à la FJKM Montrouge Paris
PREDICATION / TORITENY

Pasteur Tahina 
prédication du dimanche 7 février 2021 à la FJKM Montrouge Paris
ÉVÈNEMENTS
Fandraisan-tanana ny Mpitandrina Rafalinirina Lalao Angèle - 29 Febroary 2020
>>> Voir les photos
☰ Menu
TOROMARIKA / COVID-19

CONSIGNES SANITAIRES

 

TOROMARIKA ARA-PAHASALAMANA

Chers frères et soeurs en Christ,

A titre de rappel, avant / pendant / après chaque culte, nous devons appliquer les gestes barrières que nous adoptons déjà par ailleurs dans d'autres endroits.

  • Porter un masque jetable,
  • Se laver les mains aussi souvent que possible, avec du savon ou du gel hydroalcoolique, 
  • Tousser et éternuer dans son coude,
  • Utiliser un mouchoir à usage unique,
  • Rester à distance des autres et limiter les contacts, respecter toutes les signalisations installées dans les locaux utilisés,
  • Aérer chaque pièce de vie et par précaution, ne pas venir en cas de doute sur son état de santé, même si les symptômes ne sont pas liés au Covid.

Nous comptons sur votre compréhension, pour la santé de tous et pour la gloire de notre Seigneur.

 

 

Manonona ny fiadanan’ny Tompo amintsika ry Havana,

Ho fanamafisana ny fepetra ara-pahasalamana dia indro averina amintsika ry havana ireo fepetra izay efa voalaza ombieny ombieny kanefa antitranterina mba ho fifampitsinjovana eo amintsika rehetra.

Ireto avy izany :

  • ny tokony hanaovana masque mandritra ny fotoana iray manontolo,
  • ny fanaovana gel Hydroalcoolique eo am-pidirana ary tsy ferana ny fanaovana izany amin’ny fotoana rehetra ihany koa,
  • ny elanelana tokony hajaina (Distanciation physique) izay 1 metatra, seza roa hoan’ny olona roa na fianakaviana roa samihafa,
  • ny fanajàna ny marika rehetra misy toy ny croix eny amin’ny seza sy eny amin’ny tany,
  • ny tsy hanaovana fivorivoriana etsy sy eroa,
  • misy koa ny hafatra manokana hoan’ireo izay mahatsiaro misy soritr’aretina kely na dia mety tsy mifandray amin’ny Covid aza mba hiangaviana amin’ny manaraka vao tonga.

Hisy ny fepetra fanampiny izay ho raisina dia ny fakàna maripànan’ny tsirairay (température) eo am-pidirana ka isaorana antsika indrindra ny fiaraha-miasa mikasika izany.

Entanina isika hanaraka sy hanaja ireo fepetra ireo isaky ny fanompoam-pivavahana. Dia matoky ny fiaraha-mientantsika rehetra eo anatrehan’izany manoloana ny lalàna velona misy ary indrindra ny fahasalaman’ny tsirairay sady ho voninahitry ny Tompontsika.

« Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady... » Ohabolana 24 : 6a

Mametraka ny veloma ombam-pirariantsoa ho antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo.

ⓘ COMMUNIQUE

Fanompoam-pivavahana manaraka 

Ho aminareo mandrankariva anie ny fiadanan'ny Tompo Jesoa. 

Faly izahay miarahaba anareo mahatratra ity taona vaovao 2022 ity.

Ny Tompo manan-karem-pahasoasavana anie hiaro sy hivimbina anao sy ny ankohonanao hamakivaky ity taona ity.

Ary hoy indrindra ny Soratra Masina :

"Ry malala, mangataka aho mba ambinina sy ho salama amin’ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany. » Amena (3 Jao. 1 : 2)".

Ny fanompoam-pivavahana isaky ny alahady dia hotanterahina ao amin'ny 

EPU Montrouge, 64 Rue Maurice Arnoux, 92120 MONTROUGE

amin'ny 2 ora sy sasany hariva hatrany.

Ny Biraom-piangonana FJKM Montrouge Paris.

 

☰ Menu
©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2022.