^Back To Top

Ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo dia olona namaly ny antson’ny Tompo ary vonona hanompo sy hanao ny asa izay handrasan’ny Tompo aminy, ka manatanteraka amim-pifaliana ny adidy isam-bolana izay nomen’ny Fiangonana azy. Koa ny fiarahany mientana no antoky ny fandrosoan’ny asan’ny Fiangonana, hanehoana ny voninahitry ny Tompo !

©FJKM Montrouge Paris Fiorenana SP37 1985 - 2024.