Ny Lehilahy Kristiana Montrouge : izay vonona hiara-dia aminao eo amin’ny asa fanompoana sy fijoroana vavolombelona, hanomezam-boninahitra ny Tompo.