^Back To Top

Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


Faly manambara aminao fa misy ny fampianarana Katekomena,na amin’ny teny Malagasy, na amin’ny teny Frantsay, ary izany dia manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, fa amin’ny 2ora sy sasany tolakandro kosa amin’ny ririnina.

PERIKOPA

Mey: Ankatoavy ny fitarihan'ny Fanahy Masina

| | 10. Ala IV manPASKA-Sampana Lehilahy Kristiana
Joba 27.1-10/ Lio 12.8-12/ Rom 15.14-21

| | 17. Ala V man Paska
2 Tant 15.1-7/ Lio 4.1-13/ 1 Jao 4.12-16

| | 21. Andro niakarana
Sal 47.1-9/ Jao 16.5-11/ Heb 10.11-18

| | 24. Ala VI man Paska Al 'FFPM
2 Sam 23.1-7/ Mat 12.22-30/ Gal 5.16-26

©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2020.