Mino an' Andriamanitra Ray Tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany aho. Ary mino an' i Jesoa Kristy Zananilahy Tokana Tompontsika, Izay notorontoronina tamin'ny Fanahy Masina, Naterak' I Maria Virjina, Nijaly raha nanapaka Pontio Pilato, Nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, Maty ka nalevina, Nidina tany amin'ny fiainan-tsy hita, Nitsangana tamin'ny maty Tamin'ny andro fahatelo, Niakatra ho any an-danitra, Mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra Ray Tsitoha, avy any no hiaviny Hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho, Ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, ny fiombonan'ny olona masina, Ny famelan-keloka, Ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty, Ary ny fiainana mandrakizay. Amena.
|
Je crois en Dieu, le Père tout-puissant, Créateur du ciel et de la terre. Je crois en Jésus-Christ, son Fils unique, Notre Seigneur, Qui a été conçu du Saint-Esprit et Qui est né de la Vierge Marie. Il a souffert sous Ponce Pilate, Il a été crucifié, Il est mort, Il a été enseveli, Il est descendu aux enfers. Le troisième jour, Il est ressuscité des morts; Il est monté au ciel; Il siège à la droite de Dieu. Il viendra de là Pour juger les vivants et les morts. Je crois en l' Esprit-Saint. Je crois la Sainte Eglise universelle, La communion des saints, La rémission des péchés, La résurrection de la chair Et la vie éternelle. Amen.
|