^Back To Top

Culte du dimanche 15 août 2021


P R O C H A I N    C U L T E    -   26   S E P T E M B R E   2 0 2 1



Chers frères et soeurs en Christ,

 

Nous vous informons que le culte de ce dimanche 26 septembre 2021 aura lieu à

l'EPUDF de Montrouge - 64, rue Maurice Arnoux - 92120 MONTROUGE.

Le culte se fera en une séance et va commencer à 14h30.

 Inscription

Soli Deo Gloria.

Le Bureau de l'Eglise FJKM Montrouge Paris


Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


Verset du jour | Joël 2:23 | "Et vous, enfants de Sion, soyez dans l'allégresse et réjouissez-vous En l'Éternel, votre Dieu, Car il vous donnera la pluie en son temps, Il vous enverra la pluie de la première et de l'arrière-saison, Comme autrefois." | Joël 2:23 | Verset du jour

☰ Menu

Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.

Sampana Tanora Kristiana - Montrouge Paris

  • Présidente:
    Mialarimino Larissa RAHARISANDY
  • 1ère Vice-Présidente:
    Liantsoa Diamondra RANDRIANARISOA
  • 2ème Vice-Président:
    Tsanta Ryann Arisandy ANDRIAMIALY
  • Secrétaire :
    Harivero Karen RAKOTOVAO
  • 2ème Secrétaire :
    Ny Fitia Tsimaitosoa SOLOHERY
  • Secrétaire financier:
    Vahatry Ny Meva RATSIMATAHOMANANA
  • Trésorière:
    Tsiaro Nantenaina RAVELOSON

"Car Tu es mon espérance, Seigneur Eternel! En Toi je me confie dès ma jeunesse." (Ps 71:5)

Inona moa no atao hoe STKM ?

 
STK MONTROUGE: Sampana iray natao ho an'ny tanora ao amin'ny Fiangonana FJKM MONTROUGE PARIS.
 
 

Inona no tanjona kendren'ny STKM ?

- Fianarana mizara hevitra sy mankatò ny hevitry ny hafa.
- Fianarana maka Andraikitra.
- Fahatsampana ny Lanjan'ny asa raha tiana ny hisy vokatra.
- Fifampitaizan'ny samy tanora araka ny fiainana kristiana ( fianaran-kira, famoronan-kira, fianarana dihy malagasy, fianarana informatique, famoronana site web, … )
- Fanampiana ny Fiangonana amin'ny fitoriana ny Filazantsara amin'ny alalan'ny fampisehoana samihafa.
- Fisintonana sy fanentanana ireo tanora izay mbola tsy mpikambana hiditra ao amin'ny sampana.
 

Iza avy no mpikambana ao aminy ?

Afaka miditra ho anisan'ny mpikambana STKM daholo izay tanora mahatsiaro tena ho vonona rehetra.

Rejoignez le groupe des membres sur 
 

Iza kosa no mpikambana ao amin'ny birao ?

Ny tanora ihany no misahana ny fitondrana sy ny fitantanana ny biraon'ny STKM, ary izany dia manaraka ny fiaraha-mitondra na "Système Collégial".
 Cette année 2019 le STKM a eu 20 ans !

LE PROJET RÉALISÉ :

"Jeune homme, réjouis-toi dans ta jeunesse, livre ton coeur à la joie pendant les jours de ta jeunesse, marche dans les voix de ton coeur et selon les regards de tes yeux; mais sache que pour tout cela Dieu t'appellera en jugement."
(Ecclésiaste 11:9)
 
"Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora hianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin' Andriamanitra hotsaraina hianao amin'izany rehetra izany."
(Mpitoriteny 11:9)
PERIKOPA

Aogositra 2021: MIORENA AMIN'NY ASA TSARA

| | 01. Ala. IX man. Trinite
Deo. 15. 7 - 11/ Mat. 6. 1- 4/ Efe. 2. 8 - 10

| | 08. Ala. X man. Trinite - KFTM(Maritiora)
Sal. 31. 1 - 8/ Mat. 21. 33- 46/ Asa. 7. 51 - 8.1

| | 15. Ala. XI man. Trinite - Aumônerie Nationale
Oha. 14. 22 - 27/ Lio. 18. 18- 30/ 2kor. 9. 6 - 15

| | 22. Ala. XII man. Trinite
Mik. 6. 6 - 8/ Mar. 12. 41- 44/ Fil. 1. 1 - 11

TOROMARIKA / COVID-19

CONSIGNES SANITAIRES

 

TOROMARIKA ARA-PAHASALAMANA

Chers frères et soeurs en Christ,

A titre de rappel, avant / pendant / après chaque culte, nous devons appliquer les gestes barrières que nous adoptons déjà par ailleurs dans d'autres endroits.

  • Porter un masque jetable,
  • Se laver les mains aussi souvent que possible, avec du savon ou du gel hydroalcoolique, 
  • Tousser et éternuer dans son coude,
  • Utiliser un mouchoir à usage unique,
  • Rester à distance des autres et limiter les contacts, respecter toutes les signalisations installées dans les locaux utilisés,
  • Aérer chaque pièce de vie et par précaution, ne pas venir en cas de doute sur son état de santé, même si les symptômes ne sont pas liés au Covid.

Nous comptons sur votre compréhension, pour la santé de tous et pour la gloire de notre Seigneur.

 

 

Manonona ny fiadanan’ny Tompo amintsika ry Havana,

Ho fanamafisana ny fepetra ara-pahasalamana dia indro averina amintsika ry havana ireo fepetra izay efa voalaza ombieny ombieny kanefa antitranterina mba ho fifampitsinjovana eo amintsika rehetra.

Ireto avy izany :

  • ny tokony hanaovana masque mandritra ny fotoana iray manontolo,
  • ny fanaovana gel Hydroalcoolique eo am-pidirana ary tsy ferana ny fanaovana izany amin’ny fotoana rehetra ihany koa,
  • ny elanelana tokony hajaina (Distanciation physique) izay 1 metatra, seza roa hoan’ny olona roa na fianakaviana roa samihafa,
  • ny fanajàna ny marika rehetra misy toy ny croix eny amin’ny seza sy eny amin’ny tany,
  • ny tsy hanaovana fivorivoriana etsy sy eroa,
  • misy koa ny hafatra manokana hoan’ireo izay mahatsiaro misy soritr’aretina kely na dia mety tsy mifandray amin’ny Covid aza mba hiangaviana amin’ny manaraka vao tonga.

Hisy ny fepetra fanampiny izay ho raisina dia ny fakàna maripànan’ny tsirairay (température) eo am-pidirana ka isaorana antsika indrindra ny fiaraha-miasa mikasika izany.

Entanina isika hanaraka sy hanaja ireo fepetra ireo isaky ny fanompoam-pivavahana. Dia matoky ny fiaraha-mientantsika rehetra eo anatrehan’izany manoloana ny lalàna velona misy ary indrindra ny fahasalaman’ny tsirairay sady ho voninahitry ny Tompontsika.

« Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady... » Ohabolana 24 : 6a

Mametraka ny veloma ombam-pirariantsoa ho antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo.

PREDICATION / TORITENY

Pasteur Tahina 
prédication du dimanche 7 février 2021 à la FJKM Montrouge Paris
ÉVÈNEMENTS
Fandraisan-tanana ny Mpitandrina Rafalinirina Lalao Angèle - 29 Febroary 2020
>>> Voir les photos

ⓘ COMMUNIQUE

Fanompoam-pivavahana manaraka Alahady 26 septambra 2021 (EPU Montrouge)

Faly miarahaba anao amin'ny anaran'ny Tompo. 

Ny fanompoam-pivavahana amin'ny Alahady 26 septambra 2021 izao dia hotanterahina ao amin'ny toerana mahazatra :

   EPUDF Montrouge - 69, rue Maurice Arnoux, MONTROUGE.

Tokana ihany ny fidirana ary hanomboka amin'ny 2 ora sy sasany (14h30). 

Mirary ny fahasoavan'ny Tompo ho aminareo rehetra anie.

 

Ny Biraom-piangonana FJKM Montrouge Paris.

 

☰ Menu
©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2021.