Culte du dimanche 15 août 2021
Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge
Accès par : Métro4 Terminus Montrouge / Bus 68 Place Jean Jaurès / Périphérique Porte de Chatillon / G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]
TSARA HO FANTATRA
F I S A O R A N A
Ho aminareo anie ny Fahasoavana amam-piadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesoa Tompo
Ry havana,
Amin'ny anaranay mianakavy kely, Pt RAFALINIRINA Lalao Angèle sy ny zanaka amanjafinay no anoloranay fisaorana sy fankasitrahana ho anareo :
- Atoa Raholiarison Yves Mpitandrina mivady filohan'ny Synodamparitany laharana faha 37 sy ireo Birao mivady avy mpiara miasa aminy,
- Ianareo Mpitandrina mivady avy na Mpitovo,
- ianareo biraon'ny Sampana sy sampanasa rehetra ato anaty Synodamparitany,
- Ny fianakaviamben'ny SEFALA,
- Ny Kristiana manerana ny Fiangonana sy VOMM ato amin'ny FJKM.
Lehibe taminay ry havana ny teny fampaherezana, ny vavaka, ny fanohanana amin'ny marika hita maso izay manana endrika samy hafa nataonareo ho anay.
Soa tokoa no nataonareo, koa ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana no hamaly fitia anareo ary hanonitra ny lany na hery na vola, n'inona n'inona izany.
" Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana nasehonareo ho voninahitry ny anarany" Heb 6/6
Manao veloma amin'ny anaran'i Jesoa Tompo izahay
Pt Rafalinirina Lalao Angèle
ⓘ Info |
CONSIGNES SANITAIRESChers frères et soeurs en Christ,
Les consignes sanitaires ont été assouplis. Cependant pour le bien de tous pendant les cultes, nous pouvons toujours appliquer les gestes barrières, à savoir :
Nous comptons sur votre compréhension, pour la santé de tous et pour la gloire de notre Seigneur.
Le Bureau de l'Eglise FJKM MONTROUGE PARIS |