^Back To Top

Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


COMMUNIQUE

Fampahafantarana

Noho ny zava-misy eto amin’ny firenena dia ampahafantarina isika fa miato aloha ny fanompoam-pivavahana eto amintsika Fjkm Montrouge Paris nanomboka ny alahady 15 martsa 2020. Ny fotoana manaraka dia ho lazaina amintsika ihany. 

Mba ahafahantsika mankalaza an'Andriamanitra amin'izao Alahadin'ny Sampandrofia 05 Aprily 2020 izao dia faly ny Fiangonana manasa antsika rehetra hiara-hiombom-bavaka amin'ny alalan'ny 'conférence'. Ny nomerao antsoina dia ny 01 80 14 00 64 code 660229#.

 

Mampahery antsika mpianakavin’ny finoana hahery hivavaka sy hifampitondra am-bavaka. Fa hoy ny Tompo : “Ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambarapahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao”. Matio 28:20b.
Dia manao veloma amin’ny anaran’ny Tompo.
 
Ny Biraom-piangonana
©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2020.