^Back To Top

Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


Ny Sampana Dorkasy Montrouge dia faly mandray anareo tonga mitsidika ity pejy ity, tongasoa tompoko!

« Ary tany Jopa nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; ary be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon’ izany vehivavy izany. » ASA 9: 36
Ny asa miandry antsika ry rahavavy dia: asa soa; asa fiantrana; asa fanampiana; asa fizarana izay mahasoa, asa fanompoana, atao amin’ny fo, tahaka ny ho an’ ny Tompo, fa tsy ho an’ olona.
Ary faly indrindra izahay Sampana Dorkasy Montrouge mifandray sy miara-miasa amin ' ny vehivavy rehetra .
Manonona ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo mandrakariva.
ny birao Sampana Dorkasy Montrouge
 
  • Ny Filoha: RAKOTOBE Malala
  • Ny mpitam-bola: RANAIVOHARINDRIAKA Gina
  • Ny mpitan-tsoratra: RAKOTOBE Judia
  • Ny mpitan-tsoratra mpanampy: RAZAFINARIVO Henintsoa
  • Ny mpanolo-tsaina: RANAIVO Rachel
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.
©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2019.