^Back To Top

Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


Prochain Culte
Dim 23 fév. 

à 15h30

Adresse: EPU 
64 rue Maurice Arnoux

92120 MONTROUGE [ lancer GPS ]
(Accès transport : Bus Place Jean-Jeaurès / Métro 4 Montrouge)


>>> Contacts

PERIKOPA
Febroary: MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON'NY TOMPO

| | 16. Ala VIman Epifania-Arsiva FJKM
Sal 19.7-11/Lio 5.1-7/1Pet1.22-25

| | 23. Ala.VII man Epifania
2Mpan 23.1-3/Jao 17.6-19/Kol 3.16-17

Martsa: MIVERENA AMIN'NY TOMPO ANDRIAMANITRAO

| | 01. KAREMY I
Jer 3.11-17/Mat 11.20-24/Asa 26.19-23

EDITO

Ny FJKM Montrouge Paris dia faly miarahaba sy manonona ny Fiadanan’ny Tompo ho anao  sy ny ankohonanao mitsidika ity tranokalam-pifandraisana ity izay hanambarany ny asa vavolombelona anirahan’ny Jesoa Kristy  ny Fiangonany.
 
Isaky ny ALAHADY amin’ny 15h 30 ny fanompoam-pivavahana, ary Alahady voalohany sy faha telo no Fandraisana Fanasan’ny Tompo.
 
Manasa anao izahay, hiara- mivavaka sy hanome voninahitra an’Andriamanitra isika ;
 
Ny adiresy :  EPU de Montrouge  64 Maurice Arnoux  Montrouge 92120 

 «Fa mpiara miasa amin’Andriamanitra izahay ; ary sahan’Andriamanitra sy trano arafitr’Andriamanitra hianareo»
(I Kor 3.9)

Manao veloma amin’ny anaran’ny Tompo izahay!

1999 -- 2019  

PREDICATION / TORITENY

ECOUTER... Prédication du Pasteur Ammi Irako Andriamahazosoa (Président de la FJKM)

lors de la célébration du 10ème anniversaire de la FJKM SP37 - 28 septembre 2019

 

FANASANA

Ny Fiangonana FJKM Montrouge Paris

dia faly manasa ny vahoaka tsy ankanavaka amin’ny sakafom-pifaliana lehibe

ao anatin’ny fankalazàna ny faha-30 taona,

ny Asabotsy 05 Jolay 2014 amin’ny 6 ora hariva,

Toerana : Château de Clotay, 8 rue dy Port, 91350 GRIGNY

Ny fotoana dia hahatsiarovana manokana ny Tanindrazana.

amin’ny alalan’ny rindrankiram-pivavahana,

kalo sy gadona malagasy miavaka.

 

Tongava maro. Fandraisana anjara mirary.

Fifandraisana : Tél.  06 85 11 62 96   /  06 62 46 38 16

Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.

INVITATION

Dans le cadre des célébrations de la 30è année de son existence,

la FJKM Montrouge Paris vous convie au Diner-Concert

qu’elle organise le samedi 05 juillet 2014 à partir de 18h00

au Château de Clotay, 8 rue dy Port, 91350 GRIGNY

 

Soirée dédiée à Madagascar, terre de nos sancêtres.

Rens. :  06 85 11 62 96   /  06 62 46 38 16

Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.

©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2020.